|
pasitera
|
Alahady 13 may 2012 : ERF Dijon
2 ora hariva : Katekomena
3 ora hariva : Fanompoam-pivavahana Fandraisana ny Fanasan'ny
Tompo
5 ora hariva :Fisotroana Dite miaraka
Alahady 25 may 2012 Pentekosta: ERF Dijon :
2 ora hariva : Katekomena
3 ora hariva : Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny Fanasan'ny
TOmpo
5 ora hariva : Fisotroana Dite miaraka
Ny sekoly alahady dia misy isaky ny alahady iangonana
Ny fivoriana rehetra dia ao amin'ny fiangonana ERF Dijon , 14
boulevard de Brosses , 21000 Dijon
|