|
Fisaorana - Fankasitrahana |
|
|
|
|
pasitera
|
|
"Misaora an'i Jehovah ry fanahiko".
Sal 103
Atoa Désiré ANDRIANARIVO mianadahy avy dia maneho ny
fanakasitrahana feno ho an'ireo havana, namana
mpiarabelona na ireo izay any Frantsa, na izay any Madagasikara, ny
FLM Soatsihadino, ny FJKM Alakamisy Itenina,
ny FPMA Paris, Dijon ny mpitandrina FPMA sns..
izay tonga nampahery azy ireo tamin'ny niantsoan'Andriamanitra
an'i:
Rtoa RAZANABAO Georgine, vady navelan'i Ravelonarivo Arthur
, izay renin'izy ireo
Atoa RAVELOARISON Arthur, iraitam-po tamin'izy ireo.
Isaorana manokana ny fianakaviana avy any Sandrandahy, Mahaditra,
Alakamisy Itenina, Fianarantsoa, Antananarivo
Toamasina, Antsirabe.Ny Mpiara-miasa tamin'atoa Arthur
Raveloarison tany Toamasina.
Ny Tompo, izay manakarena amin'ny fampiononana anie homba sy
hitahy antsika rehetra.
Dia ho Azy irery ihany ny voninahitra
|