|
Fandaharana Septambra 2010 |
|
|
|
|
Administrator
|
Alahady 12 septambra 2010 : Itondrana amim-bavaka ny taona
15h : Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
17h : fiaraha-misotro dite
Alahady 26 septambra 2010 :
14h : Katekomena
15h : Fanompoam-pivavahana
17h : fiaraha-misotro dite
Aza hadino fa ny 2 ary ny 3 oktobra 2010 izao dia hisy ny fiarahantsika amin'ny ERF eto Dijon ka ao amin'ny trano fivoriana mahazatra kosa no ivoriana .
Ny fotoam-pivavahana eto amin'ny FPMA DIJON dia manomboka amin'ny 3ora hariva ao amin'ny ERF ,14 bd de Brosses, 21000 Dijon.
Aorian'ny fotoana dia misy hatrany ny fampianarana ho antsika , ny dinidinika sy ny fiarahana misotro dite sns...
Aoka samy hahatsiaro amim-bavaka ireo fotoana ireo isika.
Azonao alaina ("cliquer droit + enregistrer sous...") eto ny fandaharana manomboka ny Septembre 2010 ka hatramin'ny Juillet 2011
|