|
pasitera
|
Faly miarahaba antsika rehetra sy
mirary fahasalamana, fahombiazana ary fitahian'ny Tompo ho antsika
rehetra.
Toy izao ny fotoanantsika mandritra ny volana Marsa 2010:
Ny Katekomena dia manomboka amin'ny 14h isaky ny misy
fanompoam-pivavahana.
Alahady 14 marsa 2010 : Karemy
15h: "Fanompoam-pivavahana misy
fandraisana: tarihin'ny mpitandrina D.ANDRIANARIVO
17h: Goûter
Toerana : ERF , 14 Bd de Brosses. Dijon
Alahady 28 marsa 2010 : KAREMY
15h: Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D.
Andrianarivo .
Toerana : ERF , 14 Bd de Brosses. Dijon .
17h: Goûter
Tsarovy amim-bavaka ny fotoanantsika |
|