A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga008.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow FPMA Mulhouse : 25 taona
FPMA Mulhouse : 25 taona Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo,
 
Amin'ny hafaliana lehibe no ampahafantaranay tafo Mulhouse ho antsika mpianakavin'ny fanahy eto amin'ny FPMA Faritany avaratra atsinanana fa ny alahady 31 Janoary 2010 izao dia hankalazaina eto Mulhouse,
à la FRATERNITE, 18 rue d'Alsace manomboka amin'ny 10 ora maraina
ny Jobily faha 50 taonan'ny FPMA, ary koa ny Jobily faha 25 taonan'ny tafo Mulhouse.
 
Koa manasa antsika rehetra mba ho tonga hiara-mifaly aminay amin'io andro io, ary koa mangataka mba samy hitondra am-bavaka izany fotoana izany (fanasana ao anaty paingotra).
 
Mirary soa ary manao veloma finaritra.
 
Nancy RAMALANJAONA
Filoha tafo Mulhouse
Tel 0389601896
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack