A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga058.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow FPMA Nasionaly 10 janoary 2010
FPMA Nasionaly 10 janoary 2010 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
  • Pastera Synodaly Jean RAVALITERA Filohan'ny FPMA manoratra amin'ny anaran'ny Birao Foibe FPMA",
 
Manasa ny rehetra tsy ankanavaka 
ho avy hanatrika ny
 
FANOMPOAMPIVAVAHANA LEHIBE
hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra
Hankasitrahana ireo mpanompony niasa teo amin'ny Birao Foibe teo aloha
Hametrahana eo amin'ny andraikiny ireo Birao Foibe vaovao voafidy
mbamin'ny mpandini-bola
 
Alahady 10 janoary 2010
3 ora hariva
 
Temple de la Redemption, 16 rue Chauchat Paris 75009
Métro : LE PELETIER (L7) na RICHELIEU-DROUOT (L8 et L9
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack