|
pasitera
|
Mandalo eto Paris- Frantsa Rtoa RAZANAMARIA Germaine, fantatry ny maro amin'ny hoe Mama Germaine
Ka izao no fandaharan-potoanany
| Programme suite à la venue de Mme RAZANAMARIA Germaine |
|
Lundi au vendredi à 19h30 - 16 Rue Chauchat
- Lundi 14 décembre 2009: « Fijoroana Vavolombelona »
(Mama Germaine)
- Mardi 15 décembre 2009 : « Mijoro mba handresy »
(RAHARINAISY Noëline)
- Mercredi 16 décembre 2009 : « Manafoana ny ady amin’ny fiainako Andriamanitra »
(Pasteur RANDRIANANDIANINA Rija)
- Jeudi 17 décembre 2009 : « Sitrana aho, sitrana ny taniko »
(RABENIFARA ANDRIAMIHANTA Solofo Désiré)
- Vendredi 18 décembre 2009 : « Mandresy aho satria fantatro Izay inoako »
(Pasteur Seth RASOLONDRAIBE)
Ny fotoana dia ao amin'ny Eglise de la Rédemption
16 rue Chauchat, 75009 Paris
Métro Le Pelletier (7)
Fitiavan'Andriamanitra antsika aty ampitandranomasina aty izao famangiana izao
|
|