A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga064.JPG

Firy

Il y a actuellement 22 invités en ligne

visiteurs depuis le 26 janvier 2006

Calendrier

« < Mai 2012 > »
L M M J V S D
30 1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31 1 2 3

Radio Fpma

Tonga Soa
Fandaharana Novambra 2009 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Toy izao ny fandaharantsika mandritra ity volana Novambra ity:
Alahady 8 Novambra :
15h : fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera
17h : goûter
Alarobia 11 Novambra : Synaoda lehibe any Paris. Atao mandritra izany ny fifidianana ny Birao Foibe vaovao sy ny Pasitera Synodaly vaovao
Alarobia 11 Novambra hatramin'ny Alahady 15 Novambra : famaranana ny Jobily faha -50 taonan'ny FPMA. Any Paris no atao ny fotoana rehetra momba izany .
Alahady 22 Novambra : Chorale
15h : fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera miaraka amin'ny Chorale
Marihina fa aorian'ny fotoam-pivavahana dia misy fifidianana Diakona. Koa antsoina isika mianakavy hanatanteraka izany andraikitra lehibe eo amin'ny fiainan'ny Fiangonana izany.
17h : goûter

Azonao alaina eto ny fandaharam-potoanantsika manomboka ny Septembre 2009 ka hatramin'ny Juin 2010.
Tsarovy amim-bavaka ny fotoanantsika
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack