A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga035.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Lasa i Jarisoa
Lasa i Jarisoa Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

http://www.sobika.com/v2/img/interview/2004/jary002.jpg

Nandaoantsika ny 15 jolay 2009 nandritry ny fakana rivotra tany an-tanindrazana, i Jarisoa RAKOTOARIVELO

Ny Tompo no nanome, Izy koa no niantso ny mpanompony koa dia Izy no isaorana. Betsaka ny andraikitra izay noraisin’I Jarisoa teto amin’ny FPMA sy tany amin’ny toeran-kafa. Mahatsiaro manokana an’I Lila vadiny sy ny ireo zanany izay navelany isika amin’izao fahabangana tampoka teo amin’ny tokantranon’izy ireo izay. Mino isika fa Ny Tompo izay ninatso no hameno ny banga amin’izany.
Tamin’izaonahalasan’I Jarisoa izao dia diakona, mpiandry  tao amin’ny FPMA Paris I Jarisoa. Izy koa no mpiandraikitry ny sampan Tily sady mpampianatra sekoly alahady. Teo amin’ny FPMA dia mpiandraikitra ny fampianarana ny teny Malagasy ho an’ireo zanantsika I Jarisoa.
Betsakano azo lazaina momba azy fa ny tiana ho tsaroana dia ny fahavonany teo amin’ny fanompoana : vononamandrakariva izay tsy hafa fa faneken’ny Tily izay ninadraiketany. Tao koa ny fandefasana isankerin’andro ny fitarihana ny fianarana ny Tenin’Andriamanitra.
Namelamamy I Jarisoa ary tsapa tokoa ny fijoroany vavolombelon’ny finoana izay nananany.
Sambatraizay maty dia izay maty ao amin’I Tompo
Ny FPMA Dijon dia mirary fampiononana feno ho an’ny Fianakaviana n any eto Frantsa izany n any any an-tanindrazana.

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack