|
Ry Havana mpitsidika,
Miarahaba antsika amin'ny anaran'ny
Tompo
Amin'ny alahelo lehibe no ampitainay izao
vaovao izao.
Nodimandry tamin'ny Alahady 02
novambra teo
rehefa nivahiny 24 taona teto an-tany
Rtoa ANDRIAMAHERY Ny Ando Hoby Herilalaina.
Ny razana dia hampodiana any Madagasikara,
ary noho ny tsy fananany Assurance na Mutuelle miantoka dia
mangataka ny fanampiana avy amintsika ny fianakaviana
Ho fanatanterahana izany dia indro ny
fanazavana vitsivitsy
1- Raha virement dia alefa ao amin'ny
compte
: banque 15999 guichet 02203 n° de compte 00044557701
Clé 59
2- Raha cheque dia atao @ ordre:
AEOM TOULOUSE ny chèque
ary alefa @ adiresy
chez RAKOTOARIVELO Roger
5 Impasse Ansène VERMENOUZE
31100 Toulouse
N° telephone 0561437177
3- Raha maniry hifandray @ fianakaviana
dia
Ity indray ny coordonnées n'ilay
vadiny:
Andriamifidisoa Maminiaina 05 61 63 06 96
na 06 50 16 84 27
Dia misaotra indrindra ny amin'ny
fiaraha-miory sy ny fiaraha-miasa fa ny entanjaraina hono mora
zaka
Ho tahian'Andriamanitra
Hery RAMAMONJISOA
Filoha FPMA Toulouse
|