A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga011.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Fantatrao ve?
Fantatrao ve? Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
fpma   

Fantatrao ve fa ny pejy http://www.baiboly.org/ dia afahanao manao fikarohana teny na andininy hita ao amin'ny Baiboly Malagasy. Fitaovana azonao ampiasaina amin'ny fianarana sy ny fanaparitahana ny tenin' Andriamanitra izany. Koa aza misalasala mijery io pejy io ary hilazao ny namana rehetra. 

Toy izao no voasoratra ao amin'ny fanolorana:

"Heverinay, fa angamba ity no pejy voalohany indrindra nahafahana nanaovana fikarohana teny ao amin'ny Baiboly Malagasy eto amin'ny Internety satria efa hatramin'ny taona 2002 no nisiany.
Izahay mino fa fitaovana iray azo anapariahana ny Tenin'Andriamanitra ary hitondra finoana ho an'izay mamaky izany ny Internety. Fa hoy Paoly Apostoly:

"Koa ny finoana dia avy amin'ny toriteny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia: fa 'Efa nivoaka ho any amin'ny tany rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao' (Sal. 19. 4)."  Romana 10:17,18 "
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack