A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga018.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Fotoana Avril -Mai
Fotoana Avril -Mai Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Toy izao ny fotoanantsika mandritra ity volana Avril sy Mai ity :

Alahady 27 Avril : 
15 h
: Alahadin'ny mpitandrina : fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo . Randriamanivo Guy no mitory ny tenin'Andriamanitra.
17h :  Asa sy fampaherezana ataon'ny Mpiandry avy any Paris.

Alahady 11 Mai : Pentecôte  :
15h : Fotoam-pivavahana : ny Pasitera Guilhen Antier (ERF) no mitondra ny tenin'Andriamanitra.
17h 30 : Aorian'ny fotoam-pivavahana dia misy Vokatra toy ny mahazatra.

Alahady 25 Mai :
15h: Fotoam-pivavahana  : ny STK no mitondra ny fotoana, miaraka amin'ny Pasitera D. Andrianarivo.

Ento amim-bavaka ny fotoanantsika.

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack