A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga006.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Fotoana Desambra
Fotoana Desambra Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   
Toy izao ny fotoanantsika mandritra ity volana Desambra ity :
Alahady 9 Desambra :
- 15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo.
- 17h : "répétition" ny Noel .

Talata 25 Desambra :
-15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo arahin'ny fankalazana ny Krismasy ataon'ny ankizy sy ny Tanora.
-19h : Fiara-misakafo : sahala amin'ny mahazatra dia samy mitondra sakafo isika mianakavy ary hiara-mizara izany .

Ento amim-bavaka ny fotoanantsika.
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack