A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga001.JPG

Firy

Il y a actuellement 23 invités en ligne

visiteurs depuis le 26 janvier 2006

Calendrier

« < Mai 2012 > »
L M M J V S D
30 1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31 1 2 3

Radio Fpma

Tonga Soa
FPMA : Fotoana iraisana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

DRAFITRA CALENDRIER 2006-2008 FPMA

Nohavaozina t@ 26 Feb 2007

 

Ho an'ny mpiara-miasa rehetra eto @ FPMA,
Inty indray ary ny calendrier FPMA jery lavitra roa toana misy ny fanovana farany. Hita ato ny :
- Calendrier FPMA nasionaly, Faritany FPMA, ...
CALENDRIER FPMA NASIONALY:

==========================

KM = Komity maharitra

 

* Daty asabotsy 27 Janv 2007 3 ora tolakandro: Fanompoam-pivavahana handraisan-tànana ireo Birao Foibe sy mpandini-bola teo aloha ary hametrahana ireo vaovao, handraisana ireo Fiaraha-mivavaka vaovao (ANNEMASSE – PERPIGNAN), handraisan-tanana ireo filoha vaomiera tinendrin’ny Synoda, handraisan-tanana ireo filohan’ny sampana iraisana vaovao, handraisan-tanana ireo mpitoriteny vaovao andiany voalohany, nahavita ny fianarany.

* Toerana: Région Parisienne

 

* Daty KM1: 14 Avr 2007

* Ora KM1 : Tontolo andro

* Toerana KM1 : Paris

 

* Daty 15 apr 2007: daty fandrihana sahady ho fanompoam-pivavahana fiderana an’Andriamanitra raha tafiditra soa aman-tsara ao amin’ny FPF isika FPMA - Daty Fanompoampivavahana 15 Avr 2007

 

* Daty isan-kerintaona TILY FPMA: 28-29 Apr 2007

Ora: Tontolo 2 andro

Toerana: Saint Matin le Haut akaikin’ny Lyon?

 

* Daty Fihaonam-be sampana Zava-maneno: 28 Apr 2007

Toerana: ?

 

* Daty Fihaonam-be Sekoly Alahady Nasionaly: 5 & 6 Mey 2007

Ora: Tontolo 2 andro

Toerana: REIMS

 

* Daty fihaonam-be SVK Sampana Vehivavy Kristianina: 12 & 13 Mey 2007

Ora: Tontolo 2 andro

Toerana: Cergy

 

* Daty RNSTK Sampana Tanora Kristianina: 6, 7, 8 Jolay 2007

* Toerana: Lille

 

* Daty fihaonam-be sampana Fifohazana: 8 – 15 Jolay 2007

Toerana: Troyes

 

* Daty KM2: 22 Sept 2007

Ora KM2 : Tontolo andro

Toerana KM2 : Paris

 

* Daty Zaika Be 2007: ?

Toerana: ?

 

* Daty KM3: 15 Mars 2008

Ora KM3 : Tontolo andro

Toerana KM3 : Paris

 

* Daty Choralie 2008: Mey 2008? (à confirmer)

Toerana: Brodeaux no mandray

 

* Daty KM4: 27 Sept 2008

Ora KM4 : Tontolo andro

Toerana KM4 : Paris

 

* Daty synoda Lehibe 2008: Nov 2008? (à confirmer)

Toerana: Faritany atsimo andrefana sy Tafo FPMA Montpellier no handray

 

CALENDRIER FARITANY FPMA

=========================

 

NB: ireo no eto am-pelatanana hatramin'izao eo am-piandrasana ny daty hafa avy aminareo faritany

 

CALENDRIER FMM sy VAOMIERA NASIONALY FPMA

==============================================

 

NB: ireo no eto am-pelatanana hatramin'izao eo am-piandrasana ny daty hafa avy aminareo vaomiera nasionaly

 

Ny tanjon'ny Birao Foibe sy Komity maharitra amin'izo ezaka fandaminana jery lavitra (2 taona) izo dia ny afahantsika rehetra miomana koa tsy hisian'ny programa hifanitsaka. Asaina amin'izany ary, ny faritany sy ny tafo rehetra mbamin'ny sampana iraisana tsy ankanavaka TSY HANAO, araka izay azo atao, fihetsiketsehana manokana amin'ireo daty misy hetsika nasionaly ireo intsony. Raha misy fanamarihana na vaovao/daty hafa tsy mbola voalaza ao dia iangaviana antsika indrindra halefa aty amin'ny tenako hanampiana ny daty efa misy raha daty tsy mbola nisy namandrika. Dia ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ary misaotra indrindra antsika amin'ny fiaraha-miasa.

 

Jean-Solo RAFIDINARIVO

Filoha Mpanampy - FPMA

 

 

 
< Précédent
 
Joomla Templates by Joomlashack