A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga017.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow FPMA SVK : Sampana Vehivavy Kristiana
FPMA SVK : Sampana Vehivavy Kristiana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

VAOVAO SY ANTSO AVO
HO AN’NY SAMPANA VEHIVAVY KRISTIANINA FPMA

Ry rahavavy malala ao amin’ny Tompo,
Ampitomboina eo aminareo rehetra mandrakariva anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’ Ilay Andriamanitra Ray,Mahafaly ny mampandre antsika fa ny FIHAONAMBE NASIONALY VOALOHANY ATAON’NY SVK dia hatao ao amin’ny :

SALLE DU PARC DES SPORTS
2 PLACE PIERRE MENDES FRANCE
SAINT OUEN L'AUMONE
95318 CERGY-PONTOISE CEDEX


NY ASABOTSY 12 MAI SY ALAHADY 13 MAI 2007

Izahay SVK eto amin’ny Faritany FPMA Afovoany Atsinanana ( Cergy, Saint-Simon, Grands-Champs, Melun, Ivry Famonjena, Orléans, Arago ) no hisahana ny fikarakaràna rehetra ( ny sakafo sy ny fampiantranoana ).

Momban’ny hofan’ny trano hihaonantsika kosa, dia ny birao nasionaly SVK no hisahana azy, koa amin’ny maha-mpitambola SVK nasionaly, dia mangataka indrindra am-pitiavana anareo SVK isa-tafo, raha efa hafaka manolotra izay foinareo ho adidy :

chèque à l’ordre de FPMA-PARIS
Ramatoa Zoly Razafindraleva –
6 rue des Louvres,
95140 Garges les Gonesse

Misaotra anareo sahady amin’izay atolotrareo, Andriamanitra hamaly fitia anareo.

Mametraka ny mandrapihaonantsika rehetra amin’ny volana mey, dia samy ho tahian’Andriamanitra daholo.

Amin’ny anaran’ny sampana iraisana SVK
Ny Filoha-Mpanampy SVK nasionaly : Annie RAHARIJAONA
Ny Mpitambola SVK nasionaly : Zoly RAZAFINDRALEVA

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack