A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga043.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao
Vaovao
SYNODA FPMA 2006 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY ANDAFY

SYNAODA LEHIBE FAHA 31
Isaorana an'Andriamanitra ny fahavitan'ny synaoda lehibe faha 31 ny FPMA
ny 10,11,12 novambra 2006
tao amin'ny DOMAINE DE CHAMEROLLES 44170 CHILLEURS AUX BOIS izay nanana ny fanevany hoe :

Tohiny...
 
Antso maika ..... KRISMASY Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Afaka andro vitsivitsy, raha sitrapon'Andriamanitra, dia ho tonga indray ny andro ahatsiarovantsika ny Krismasy. Ny fotoana nahatogavan'Ilay Mesia, na Amintsika Andriamanitra: Imanoela.
Koa asaina isika ray aman-dreny, ankizy tsy ankanavaka izay mipetraka eto amin'ny faritr'i Dijon mba ho tonga hiara-manomana izany fety izany. Efa nanomboka tamin'ny alahady 5 novambra 2006 teo ny famerenana.
Koa angatahina isika mba hiantso ny Filohan'ny Tafo FPMA DIJON (telefaonina ao amin'ny mpiandraikitra) hangataka fanazavana misimisy kokoa.
Raisina an-tanandroa isika raiamandreny vonona hifarimbona amin'izany fanomanana izany. Tokana ny tanjona : hampahafantatra ny zanatsika hoe : Iza moa JESOSY amin'ny famalifaliana azy ireo.
Ny fampisehoana dia hatao ny amin'ny andro Krismasy (25 desambra 2006).
Antsoina toy izany koa isika tanora, mpianatra mba handray anjara amin'ny fety izay hataon'izy ireo ho enti-mankalaza ny Krismasy.
Ny FPMA DIJON dia misokatra ho an'ny rehetra.

Tohiny...
 
Fotoana Novambra Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
fpma   
- Alahady 5 novambra 2006 no fotoanan-tsika manaraka ao amin'ny ERF, 14 boulevard de Brosses 21000 DIJON :
- 14h: mpianatra katekomena
- 15h : fanompoam-pivavahana izay misy fandraisana.
ny perikopa : Salamo : 119 : 97 - 106 Deoteronomia : 6 : 1 - 9 Hebreo : 7 : 22 - 28 Marka : 12 : 28 - 34
Tongava hiara-midera an'Andriamanitra.
- 10 sy 11 ary 12 novambra 2006 : synaodan'ny FPMA atao any amin'ny FPMA Orléans (45)
- 26 novambra no fotoanan-tsika faharoa amin'ity volana novambra 2006 ity sady alahadin'ny advento rahateo
 
Culte du 22 octobre 2006 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Notre prochain culte de louange et d'adoration aura lieu le 22 octobre 2006
au Temple ERF de Dijon
14 boulevard de Brosses
21000 Dijon

à 14 heures : les catécumènes
à 15 heures : culte d'adoration et de louange
Textes :
Psaume 33  Esaïe 53 : 10 - 12   Hébreux 4 : 14 - 16    Marc 10 : 35 - 45
Attention
N'oubliez pas notre DINER-CONCERT du 21 octobre 2006 à partir de 19 heures au Temple ERF de Dijon.
Avec la participation de MIREILLE.
Consultez la rubrique correspondante , réservez vos places et venez avec vos amis.

 
FFKM 30 septambra 2006 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
  FIOMBONAN'NY FIANGONANA KRISTIANA MALAGASY ATY FRANTSA
FEDERATION DES EGLISES CHRETIENNES MALGACHES EN FRANCE


« Aoka isika samy hifampihevitra ka hifampirisika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara ! » (Diem, Hebreo 10. 24)
« Veillons les uns sur les autres, pour nous exciter à la charité et aux bonnes œuvres » (TOB, Hébreux 10. 24)

Tohiny...
 
<< Début < Précédente 11 12 13 Suivante > Fin >>

Résultats 100 - 108 sur 111
 
Joomla Templates by Joomlashack