A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga011.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao
Vaovao
Jobily faha 30 nanompoana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Jobily Filoha Synodaly

Paris faha, 13 septambra 2007

"". fa Izy efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy""

(Lioka 10.42b)

Ry havana,

Hampitomboina aminareo mandrakariva anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin'Andriamanitra

Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo sy mpamonjy antsika.

Araka ny efa notinapaka tao amin'ny Komity Maharitra farany teo dia hisaotra an'Andriamanitra isika FPMA

noho ny tsingerintaona faha 30 niasan'ny Filoha synodaly ny mpitandrina RAVALITERA Jean mivady teo

amin'ny asan'ny Tompo. Fifaliana no hanasana anareo rehetra hanatrika sy hiombom-po amam-panahy

aminy amin’ny fanompoam-pivavahana izay ho tanterahina ny

Alahady 23 septambra 2007

10 ora sy sasany maraina

Eglise de la Redemption

16, rue Chauchat

75009 PARIS

Manasa ny mpitandrina mivady rehetra, ny Filohan’ny Faritany mivady, ny Filohan’ny Sampana Nasionaly

Iraisana mivady ary solontena 2 eto amin'ny tafo FPMA 34 sy ny fiaraha-mivavaka FPMA hiara-hisakafo

amin'izy mivady aorian'ny fanompoam-pivavahana. Ny fiaraha-misakafo dia hatao amin'ny 18, rue de la

Tombe Issoire --75014 PARIS..

Misaotra mialoha ry Havana ary manentana ny isan’ambaratonga eto amin'ny FPMA samy hanomana ampitiavana

valopy ho fiarahabana ny Filoha Synodaly.

Manao veloma antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompontsika.

Ny Filoha Mpanampy Ny Mpanolontsaina

RANDRIAMANANTENA Théodore mpitandrina RASOLONDRAIBE Seth mpitandrina

 
Faritany : Fiantsoana fivoriana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny Anaran'ny Tompo.
Araky  ny efa fantatsika dia hisy fivorian'ny KM amin'ny 23 /09!:2007 izao
ka hanomanan-tsika izany dia hivory isika faritany:

amin'ny asabotsy 15/09/2007 izao any Nancy
-Ny toerana dia ao amin'ny mahazatra ihany :Foyer 'Buissons Ardent " le Foyer Evangélique d'Accueil et de Jeunes "Le Buisson Ardent".

1249 avenue Raymond Pinchard – 54100 Nancy -hanomboka amin'ny 2 ora sy sasany ny fivoriana ary hatomboka amin'ny
fanompoampivavahana fohy.

-Ny lahadinika ho dinihina amin'izany
1. Ny fandamina eto amin' ny faritany ( zaika-paritra , chorali-paritra ,
hetsika samy hafa  ) (tableau)
-ny asan'ny faritany (ireo sampana isan-karazany sy ny fivoriana
iraisan'izy ireo)
- ny fiofanana momba ny projet d'église
2. Mutualisation ny fanafarana ny mpitandrina
3. Hetsika ho enti-manana izany
4. Samihafa
-Ny tanisa-dinika avy amin'ny Foibe dia mbola tsy tonga  fa raha misy
zavatra tiana ho dinihina  dia raisina an-tanan-droa
- ny fijerena akaiky an'ity paositra synodaly ity (trano ohatra,...)

-Vavaka famaranana ny fotoana
Ny Tompo no omba antsika mandrakariva .ary hitantana ny diantsika
Dia mametraka ny mandrampihaona indray

Jackie Rakotoarisoa
14 rue de DETTWILLER
03 88 27 70 47
 
FPMA Toulouse : Mpitandrina matihanina vaovao Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Ho an'ny tompon'andraikitra FPMA,
Ry Havana,
Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo,
Mahafaly anay ny mizara amintsika izao vaovao izao:
Noho ny fitahian'Andriamanitra dia vita soamantsara ny fifidiana ny mpitandrina matihanina eto anivon'ny FPMA Toulouse.

Tohiny...
 
FPMA Toulouse : Le terrible accident de Serignac Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

SÉRIGNAC. EFFROYABLE ACCIDENT SUR LA RD 928, APRÈS UNE SORTIE DE ROUTE.

Quatre morts dans la voiture devenue folle

 

C'est un spectacle horrible qu'ont découvert la nuit dernière, vers deux heures du matin, les secours qui arrivèrent quelque huit cents mètres après Larrazet, dans une partie vallonnée de la RD 928, en contrebas de la voie ferrée Castelsarrasin-Beaumont. Deux corps sans vie gisaient sur le bitume et près du champ de maïs où la voiture folle avait fini sa course. Dans le véritable cercueil d'acier une troisième personne était morte, elle aussi. Une autre grièvement blessé rendrait le dernier soupir à l'atterrissage de l'hélicoptère dans la cour du CH Purpan à Toulouse. Enfin une cinquième dans un état très grave allait être évacuée sur le CH Montauban. Que s'est-il passé dimanche vers 1 h 45 sur cette départementale au revêtement neuf, dans le sens Montauban-Beaumont ? Pour les enquêteurs, ce ne sont pour l'heure que des hypothèses. Car quatre des cinq occupants de la voiture sont décédés et la seule rescapée-passagère arrière- ne peut pour l'instant rien dire. On pense que les jeunes gens, tous les cinq d'origine malgache et travaillant au ramassage de melons au domaine de Bénac (le long de la Gimone entre Vigueron et Beaumont) rentraient du chef-lieu ou peut-être de Montech où était domicilié, le passager voisin du conducteur. D'après l'impact du choc et les traces de freinage et de pneus (à un certain moment le véhicule avant de quitter la chaussée s'est mis en crabe) sur plus de cent mètres on peut supposer que la vitesse excessive a surpris le pilote. Au sortir d'une courbe à droite, il a perdu le contrôle de la 405 Peugeot qui a entamé sa course sanglante , devenant folle et meurtrière. Elle quitte la route à pleine vitesse, heurte un morceau de parapet, franchit un fossé, pulvérise un double poteau téléphonique en bois, fait éclater un mur en béton. Ensuite elle effectue trois tonneaux en traversant un petit chemin goudronné qui monte vers un passage à niveau non gardé de la voie ferrée et achève sa mortelle trajectoire dans un champ de tournesols.

BALLET D'AMBULANCES ET HÉLICOPTÈRE DU SAMU 31

Les premiers secours sur les lieux sont les pompiers de Beaumont qui devant l'ampleur du drame et en relation avec le CODIS 82 (le commandant Rastoul et le capitaine Currutchet étaient sur place pour coordonner les secours) alertent d'autres centres de secours. Ainsi arrivent sur place des VSAB de Lavit, Castelsarrasin, Montech ainsi que le médecin pompier tout comme les SMUR de Moissac et Montauban. Un peu plus tard dans la nuit l'hélicoptère du SAMU 31 vient chercher le conducteur âgé de 25 ans qui décédera juste à son arrivée à Purpan. Les gendarmes de la compagnie de Castelsarrasin mettent en place un important service d'ordre, alors que des équipes de la DDE 82 sont elles aussi sur place. Toute la matinée d'hier les enquêteurs ont continué à effectuer des relevés, prendre des photos, marquer le sol et les lieux de cette tragédie routière une des plus graves de ces dernières années en Tarn-et-Garonne. Ensuite viendra le temps des résultats de l'enquête et des prélèvements qui pourraient fournir d'autres enseignements.

LES VICTIMES AVAIENT ENTRE 19 ET 25 ANS

On pense que les victimes domiciliées pour la plupart hors de la région sont venues se proposer comme saisonnier grâce au contact avec leur compatriote domicilié à Monte ch.Les morts sont
le conducteur Alain Ramdrianjara 25 ans de Reims ;
Héritana-Tolojanahry Rakotomavo 22 ans de Montech et
les deux passagères arrières éjectées de la voiture au premier choc
Martinisette Amthamassiov 19 ans de Sotteville-les-Rouen (76) et
Faratiana Papisy 20ans de Lyon.

La blessée grave est une jeune fille de Saint-Aignan (76) Miora Rabarison 21 ans.

Jean-Pierre François

http://www.ladepeche.com/aff_art.asp?ref=200706251159&rub=082


NDLR :
Un appel a été lancé par l'Eglise Protestante Malgache en France ( FPMA), Paroisse de Toulouse, à toutes les bonnes volontés pour participer d'une manière ou d'une autre (prière, finance,...) à la préparation et au rapatriement des corps à Madagascar.
Nous vous prions de bien vouloir libeller votre chèque à l'ordre de la FPMA TOULOUSE et de l'envoyer à l'adresse suivante :

FPMA Toulouse

c/o M.Hery RAMAMONJISOA, président

12, Rue DuGuay-Trouin

31400Toulouse

Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir

Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir

 

 
FPMA TOULOUSE : Antso vonjy maika Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   



VOINA NITRANGA ANY MONTAUBAN Miarahaba antsika rehetra. Efa rentsika ihany angamba ny vaovao mampalahelo fa nisy gasy mpianatra voan'ny lozam-piarakodia tany Monyauban ary 4 no maty ary ny iray naratra (hors de danger). Ka ny razana telo dia any Montauban ary ny razana iray dia eto Toulouse (ao purpan). Ny iray amin’ ireo ankizy ireo dia mipetraka anyamin’ny région Montauban iny fa ny ambiny dia tsy avy eto fa avy any Lyon, Rouen angamba. Efa tonga ao Montauban ny fianakavian'ireo maty ireo ary efa tonga eto Toulouse koa ny fianakavian'ny ilay maty ao Purpan. Tafaresaka tamin’ny zokin'ilay Maty iray ny tenako (Manitra tél 0629740143) ka manao antso avo ry zareo amin’ny fanampiana amin’ny fampodiana ny razana satria tsy misy manana mutuelle de Mscar angaha ry zareo hono. Koa toy izao no fandehan'ny fifanampiana:
- Centraliser-na eto amin’ny FPMA Toulouse ny fanampiana rehetra omen'ny olona ary chèque à l'ordre de FPMA Toulouse .
-Mangataka antanan-droa ny diakona faritany mba hiantso, na hamangy , na handefa mail Maika dia maika ho an'ny olona ao amin'ny faritaniny momba ny fanampiana ka chèque no atao izany raha mety.
Soraty mazava ny anaran'ilay olona sy ny dons nomeny. Dia lazaina ny olona rehetra fa @ Sabotsy maraina 30 Juin sy alahady maraina 01 Juillet no fandraisana ny dons (ao amin'ny Vieux Temple daholo). -Avy eo @ alahady hariva dia manao compte isika ary manome chèque @ anaran'ny FPMA Toulouse ho an'ilay Pompes funèbres Montauban; 3460 route neuve- RN80 FONNEUVE -82000 MONTAUBAN. – Ireto no anarana azo momba ireo maty:
PAPISY Faratiana
ANTHANASSION Martinicette
RAKOTOMAVO Heritiana
Anatole (eto Toulouse)
. Dia manentana antsika izay maharay izao antso izaoamin'ny fanampiana ary misaotra sahady amin'izay izay vitanareo.
SOLOFONIAINA RAJAOBELINA

Adiresy andefasana ny fananmpiana:

FPMA Toulouse
Mr Hery RAMAMONJISOA
12, Rue DuGuay-Trouin
31400Toulouse



Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir


________________________________________________________________________________________________________

Ny FPMA Eto Dijon dia miaraka ory amin'ny fianakaviana nilaozan'ireto tanora 4 ireto na izay eto Frantsa na ny any an-tanindrazana. Andriamanitra Mpampionona anie homba sy hitahy ary hanampy amin'ny fikarakarana rehetra.
Mahereza sy mahatanjaha tompoko.
Andriamanitry ny fiadanana anie homba hy hampahery anareo eto amin'ny FPMA Toulouse

Ny Mpitandrina
D.ANDRIANARIVO, FPMA DIJON

 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 82 - 90 sur 111
 
Joomla Templates by Joomlashack