|
Administrator
|
|
Toy izao ny fotoanantsika mandritra ity volana Avril ity:
Alakamisy 9 Avril 2009 : Alakamisy Masina
20h : Fotoam-pivavahana miaraka amin'ny ERF , tarihin'ny Pasitera I. Pierron
Alahady 12 Avril 2009: Paska
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo
17h : goûter
Alahady 26 Avril
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo
17h : goûter
Aza manadino ny fiarahantsika mivavaka
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny laza sy voninahitra. |
|
|
Administrator
|
|
Toy izao ny fotoanantsika mandritra ity volana Mars ity:
Alahady 8 Mars 2009:
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo
17h : goûter
Alahady 22 Mars 2009:
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo. Eny amin'ny Eglise Sainte Elisabeth, Fontaine d'Ouche no atao io fotoana io
17h : goûter
Aza manadino ny fiarahantsika mivavaka |
|
|
Administrator
|
|
Toy izao ny fotoanantsika mandritra ity volana Febroary ity:
Alahady 8 Febroary 2009:
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo
17h : goûter sy fanomanana ny Zaikabe
Alahady 22 Febroary 2009:
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo miaraka amin'ny STK (+ Fifohazana)
17h : goûter sy fanomanana ny Zaikabe
Asabotsy 28 Febroary - Alahady 1 Mars
14h-... : Zaikabe sy Synoda, Faritany Avaratra Atsinanana, atao eto Dijon atao ao amin'ny CRI, 1 Avenue Champollion 21000 Dijon. Jereo eto ny fandaminana samihafa sy ny fandaharana .
Marihina fa tsy maintsy misoratra anarana isika momba ny sakafo (na sakafo asabotsy hariva na sakafo alahady atoandro na amin'izy roa ireo). Izany dia azo atao na any am-piangonana (ny 8/2/2009) na ao amin'ny "site internet" : http://fpma-dijon.org na mandefa mail amin'ny adiresy
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Aza manadino ny fiarahantsika mivavaka |
|
|
Administrator
|
|
Ny Tafo FPMA Dijon dia faly manasa antsika hanatrika ny Zaikabe sy Synaoda Faritany Avaratra Atsinanana izay atao eto Dijon ny Asabotsy 28 Febroary sy Alahady 1er Mars 2009, ao amin'ny:
Centre de Rencontres Internationales (CRI)
1, Avenue Champollion
21000 DIJON
Ny fisoratana anarana dia azonao atao eto.
Azonao alaina eto : ny programan'ny fotoana, ny fanamarihina samihafa momba ny fisoratana anarana, saran-dasy,...
Mba afahana manao ny fandaminana samihafa, dia hiangaviana isika mba hanao haingana ny fisoratana anarana (sy ny saran-dasy)
Raha misy fanontaniana ankotr'ireo dia aza misalasala manoratra ao amin'ny
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Dia manantena ny fahatongavanareo rehetra.
|
|
|
Administrator
|
|
Toy izao indray ny fandaharantsika mandritra ity volana Janoary ity:
Alahady 11 janoary 2009 :
15h : Alahadin'ny Epifania misy Fandraisana ny fanasan'ny Tompo.
Hisy fiaraha-mikorana aorian'ny fotoana (Galette des Rois). Koa iangaviana isika mianakavy samy hitondra izay ilaina momba izany, sahala amin'ny fanao mahazatra.
Alahady 18 Janvier 2009 :
10h15 : "Semaine de l'Unité": ny ERF dia mandray ny paroisse Ste Elisabeth de la Trinité (Fontaine d'Ouche) : atao ao amin'ny 14 Bd des Brosse io fotoana io ary i Père D. Gonneaud no mitoriteny ( mandray anjara amin'io koa isika)
Alahady 25 janoary 2009:
10h30 : "Semaine de l'Unité": ny paroisse Ste Elisabeth de la Trinité dia mandray ny ERF : atao any Fontaine d'Ouche io fotoana io ary ny Pasitera I. Pierron (ERF) no mitoriteny. ( mandray anjara amin'io koa isika)
15h : Alahadin'ny fiaraha-mivavaka kristiana (FFKM) : fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo (atao ao amin'ny 14 Bd des Brosse)
Aza manadino ny fiarahantsika mivavaka
|
|
|
|
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 37 - 45 sur 104 |