|
fpma
|
Toy izao ny fotoanantsika eto amin'ny FPMA Dijon mandritra ny volana Avril: - Alakamisy 13 Avril 2006: 20h30: Fotoam-pivavahana (Alakamisy Masina) ataontsika miaraka amin'ny Fiangonana ERF Dijon. - Alahady 16 Avril 2006 : 15h : Fotoam-pivavahana ( Pâques) tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo atao ao amin'ny 14 Bd des Brosses. |
|
|
fpma
|
|
Fantatrao ve fa ny pejy http://www.baiboly.org/ dia afahanao manao fikarohana teny na andininy hita ao amin'ny Baiboly Malagasy. Fitaovana azonao ampiasaina amin'ny fianarana sy ny fanaparitahana ny tenin' Andriamanitra izany. Koa aza misalasala mijery io pejy io ary hilazao ny namana rehetra. |
|
Tohiny...
|
|
|
fpma
|
Inty misy vaovao mikasika ny fiainan'ny FPMA nivoaka tao amin'ny gazety
"La Tribune" (Madagascar), heverinay fa tsara raha fantatsika mianakavy:
|
|
Tohiny...
|
|
|
<< Début < Précédente 11 12 13 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 109 - 111 sur 111 |