A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga037.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Toriteny
Toriteny
Ny reko no ...zaraiko aminao Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Ity lahatsoaratra izay aroso anao eto ity dia nalaina tamin'ny "blog" anakiray. Nahaliana anay izy ity ary tsy nisy nanampiana fa dia aroso anao arak'izay ahitana azy. Sady omenay koa moa ny loharano nankanay azy. Ahitana ny toetry ny olona ao am-piangonana ary inoana fa izay reny no Tenin'andriamanitra ampitaina aminy. Ny mpanoratra dia tsy fantatray.
Tohiny...
 
Hosotry ny Fanahy ... Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Ny Fanahin’i Jehovah no ato amiko (Lio 4 : 18a)
Dia mbola faly mamerina ny fiarahabana tratry ny taona 2007 ho antsika rehetra.

Tamin’ny tapabolany isika dia nankalaza ny atao hoe : Epifania (6 janoary ), tamin’ny heriny kosa dia ary dia novakiana tamin’izany ny tantara izay milaza ny ain’ny nanovan’i Jesosy ny rano ho divay. Talohan’izao tantara izao, raha ny filazantsara nosoratan’i Jaona no resahina dia nisy ny
* Nanaovana batisa an’i Jesosy,
* Nakan’ny devoly fanahy azy
Eto isika dia amin’ny fiverenanany any Galilia sy ny nitoriany teny tao Nazareta izay tanana lazaina fa nahalehibe Azy

Tohiny...
 
Signe,..Gloire de Jésus Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Tel fût, à Cana de Galilée, le commencement des signes de Jésus. Il manifesta sa gloire et ses disciples crurent en lui .Jean 2 : 11
Notre texte fait partie du Livre des signes (1.19 – 12.50). Le mot vie revient 42 fois et
celui de la foi 74 fois.
Précisions historiques et contextes
Notre histoire se passe dans un village qui s’appelle CANA en Galilée, au nord de Nazareth.

Tohiny...
 
Efa ...akaiky Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Ary ny nofo rehetra hahita ny famonjen'Andriamanitra, Lioka 3 : 6
Tamin'ny alahady tapabolany androany isika dia nankalaza ny amin'ny hoe Kristy Mpanjaka. Alahady izay namaranana ny taom-piangonana. Anio isika dia alahady faharoa amin'ny atao hoeadvento . Ny advento moa dia adika hoe 'fahatongavana' Ary ny olona tonga dia tsy hafa akory fa ilay Kristy Mpanjaka ihany. Ao amin'ny site oebantsika dia misy mpanoratra iray izay avy any Etazonia nanazava momba izany.

Tohiny...
 
Lavitra....akaiky Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

…ary raha hitan’i Jesosy fa namalytamim-pahendrena izy, dia hoy Jesosy taminy : Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra (Marka 12 34)

Tamin’ny farany teo dia ny nanomana ny diany hiakatra any Jerosalema Jesoa. Ary amin’izao toko sy andininy izao dia efa tafakatra any Jerosalema izy
Ny manodidina ny tantara
Ny toko faha 11 dia mitantara izany. Teny famakintsika isaky ny Alahadin’ny

Tohiny...
 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 64 - 72 sur 98
 
Joomla Templates by Joomlashack