|
pasitera
|
| Partage expériences
missionnaires à Madagascar |
|
Chers Frères et Sœurs en
Christ,
Dans le cadre de la coopération locale des églises
membres de la fédération protestante de la
région parisienne dont fait partie l’église
Fpma-paris, nous vous invitons à venir nombreux
le vendredi 18 avril 2008 à partir de
19H30
en l’église de la rédemption
EELF
16, rue Chauchat 75009 Paris
(métro Péletier ou Richelieu Drouot)
pour assister à une soirée fraternelle
présidée par le Pasteur Seth RASOLONDRAIBE.
Durant cette soirée,
Le·Pasteur· Marie-France ROBERT
Vice-Présidente de la Fédération
Protestante de France en··Région Parisienne
,
et ·Inspecteur ecclésiastique de
l’église luthérienne de
Paris·témoignera de·ses expériences
missionnaires· à Madagascar.
Nous comptons sur votre présence et nous vous demandons de
porter en prière dès maintenant cet
évenement.
Fraternellement en Christ,
Le bureau de la Fpma-Paris.
|
|
|
|
pasitera
|
|
VOKA-DEHIBE FEBROARY 2008
"Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy,tsy amin'ny alahelo na amin'ny faneriterena;
fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra" 2Kor.9:7
FPMA ROUEN
ALAHADY 10 FEBROARY 2008 amin'ny 4 ora hariva:
Fanompoam-pivavahana Vokatra
Fiaraha-manala hetaheta
MAISON PAROISSALE
45 RUE BUFFON - ROUEN
FPMA ROUEN
45, rue Buffon
76000 Rouen
E-mail:
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
|
|
|
pasitera
|
|
TARATASY FANASANA
Ho an'ny vahoaka FPMA eto Frantsa
sy any ivelany,
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy
ny fiadanana avy amin'Andriamanitra raintsika sy Jesosy Kristy
Tompontsika,
Ry Havana,
Am-pifaliana no hanasaina anareo
tsy an-kanavaka hanatrika ny fotoam-pivavahana lehibe, hiderana
an'Andriamanitra ny Alahady faha 02 Desambra 2007 amin'ny
10h maraina ao amin'ny Salle ASPTT, 47 rue de Soupetard eto
Toulouse.
Io no andro kasaina
hametrahana an'
Atoa
Elysée ANDRIAMIANDRA
ho
mpitandrina matihanina eto amin'ny FPMA
Toulouse.
Hisy fiaraha-misakafo aorian'ny
fotoana. Mangataka antsika hamandrika io daty io ao amin'ny
diarintsika sy hanoratra mailaka amin'ny filoha FPMA
Toulouse, mialohan'ny Alatsinainy 26 Nov 07 manamafy
ny fikasaintsika hanatrika izany fotoana izany.
Manonona ny fiadanan'Andriamanitra sy
veloma finaritra ho antsika rehetra
Amin'ny anaran'ny Komity FPMA
Toulouse
Hery RAMAMONJISOA
Filoha FPMA Toulouse
|
| |
|
|
Administrator
|
|
Fiara-mivavaka ataon'ny Maintimolaly FPMA , ny Alahady 15 Avril 2007 ao amin'ny Fiangonana Ambatovinaky. |
|
Tohiny...
|
|
|
|