A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga017.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao
Vaovao
plus de 400 choristes à Bordeaux ... Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Image

Mpanota avokoa ny olona rehetra fa notorontoronina tamin'ny fahotana ary nateraka tamin'ny heloka (Sal 51 : 5). Tsy misy olona tonga dia kristiana raha vao teraka, fa ny miova ho kristiana no misy, araka ny fanambaran'i Tertullien, izay anisan'ny rain'ny Fiangonana velona tamin'ny taonjato fahatelo. Tsy misy olona lasa kristiana koa anefa raha tsy sitrapony ny ho kristiana. Tsy an-tery na am-bozonana no iovana ho kristiana. Fa Andriamanitry ny fahafahana Andriamanitra, ka sady manaja ny fahafahan'ny olona Izy no miantso azy ho amin'ny fahafahana koa. "Ho amin'ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika, hoy ny Soratra Masina, ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin'ny zioga fanandevozana intsony" (Gal 5: 1).

Nanome lanjany lehibe ny fiainan'ny zanak'olombelona Jesoa, fa nasandrany ho mendrika Azy Andriamanitra izany tamin'ny nahatongavany ho nofo tety an-tany. Mbola fitiavan-dehibe koa no nasehony tamin'ny nanekeny ny Hazo Fijaliana izay nanolorany ny ainy mba hamonjena ny olona. Fa ny fahafatesany no lalana nanafahany antsika tamin'ny fanandevozan'ny ota ary ny fitsanganany tamin'ny maty no nampidirany antsika ho ao amin'ny fiainana mandrakizay izay tsy azon'ny fahafatesana faranana na tapahina. Lasa marika ahafantarana ny fitiavana ny Hazo Fijaliana. Koa hatramin'ny fotoana nijoroan'ny Hazo Fijaliana tao Kalvary dia tsy ny fahotana intsony no mahavery ny olona fa ny tsy finoana ny asam-pamonjena nataon'i Jesoa teo.

Ny fiovam-po dia ateraky ny fihaonana manokana ataon'ny tsirairay amin'i Jesoa Kristy. Ny fandraisana an'i Jesoa ho Mpamonjy sy ny fametrahana Azy eo amin'ny ivon'ny fiainana no manamarika ny fiovam-po, izay mitarika ho amin'ny fitodihana amin'Andriamanitra sy ny fanekena ny fanavaozany (I Tes 1: 9). Koa ny fiovam-po dia fiovana ialana amin’ny lalan'ny tsy finoana ho amin'ny lalan'ny finoana an'Andriamanitra. Ny fiovam-po koa no andraisana ny fahaterahana indray avy amin’ny Fanahy Masina. “Ny Fanahy dia miara-milaza amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika” (Rom 8: 6). Ny fahatsapana sy ny fiainana izany ao anaty no ahafahan'ny olona milaza fa kristiana izy.

Tsy mitovy avokoa anefa ny lalana itondran'Andriamanitra ny olona ho amin'ny fiovam-po. Ao ny fiovam-po izay mandeha tsikelikely. Indraindray dia an-taona maro no anomanana sy anatanterahan'Andriamanitra izany. Ao koa anefa ny fiovam-po izay tena haingana dia haingana na azo lazaina hoe tampoka. Tsy hitahita akory dia lasa kristiana ny olona izay nifanondroan'ny mpiara-monina molotra fa nosokajiana ho mpanota matevin-koditra. Na izany aza anefa dia tsy maintsy mandalo fiovam-po maharitra ny kristiana rehetra, dia fiovam-po izay avaozina mandrakariva mandritra ny fiainany manontolo, mba tsy hitsaharan’ny fanamasinana azy. “Fa izao no sitrapon’Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo” (I Tes 4: 3). Tsikelikely no anomezan’ny Fanahy Masina azy hery hanifikifika ny andriamani-tsy izy sy ny sampy isan-kazany izay manelingelina azy, mba hampivoitra ny fananany ny fitiavan’Andriamanitra sy ny firaisana Aminy.

Rehefa avy nandalo ny fiovam-po sy ny fahaterahana indray ny olona ka tonga kristiana, dia miova ny fomba fisainany sy ny fomba fijeriny ny fiainana sy izao tontolo izao. Hainy ny mametraka ny zavatra rehetra amin’ny toerana tokony hisy azy avy, dia ny toerana ahazoana mampiasa azy ho amin’ny fanompoana an’Andriamanitra. Miova koa ny fanahy mibaiko izay ataony rehetra. Ny fanahin’ny fitiavana, ny famelan-keloka, ny fiadanana, ny fahamarinana, ny fahatokiana, ny fanantenana sy ny finoana izay manapaka ao am-pony no manjary fanahy manetsika azy koa.

Tsy maintsy mandroso amin’ny fahalalana marina an’i Jesoa Kristy koa anefa ny kristiana mba tsy hiorenan’ny finoany amina andriamanitra novinavinainy sy novolavolain’ny sainy fotsiny. Manampy betsaka amin’izany ny famakiana sy ny fandinihana ary ny fandalinana ny Soratra Masina atao samirery na iarahana amin’ny mpianakavin’ny finoana na atao amin’ny famakiana sy famadibadihana ireo famokarana maro isan-karazany mikasika izany izay mivoaka etsy sy eroa. Ao koa ny hafanan’ny Fiangonana izay toerana nalahatr’Andriamanitra hikambanan’ny mino mba hitomboany sy hivelarany amin’ny fanarahana Azy amin’ny fahitsiana. Tsy azo adinoina koa ny fijoroana ho vavolombelona izay fomba izaran’ny kristiana ny finoany sy ny traikefa ananany amin’ny fiarahana amin’ny Tompo.

Ity tranonkala ity dia natao indrindra ho amin’izany. Ireo zavatra maro samihafa hita ato dia nokendrena mba hiara-miasa avokoa ho amin’ny fitarihana ny mpitsidika ho amin’ny fahalalana bebe kokoa an’Andriamanitra hatrany sy ho amin’ny fivelarana amin’ny fanompoana Azy. “Izay soratra rehetra nomen’ny tsindrimandrin’Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon’Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin’ny asa tsara rehetra” (II Tim 16-17), hoy ny Apostoly Paoly, raha miresaka ny amin’ny Soratra Masina izy. Enga anie ny fandalovanao ato amin’ny tranonkalan’ny FPMA Toulouse mba ho anisan’ny lalana anatanterahan’ny Tompo amin’ny fiainanao ny asan’ny Tenin’Andriamanitra izay tompoiny !

Arilaza RANDRIAMAHEFASOA
FPMA Toulouse

 
Fisaorana... Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Isaoranay ny  Tsitoha                                 Sikino hery indray
Nanomezany anay                                     Ity mpanomponao
 Mpiasa mahasoa                                       Anio sy rahatrizay
Ka na nisy ny nanjo                                    Ilay Teny avy Aminao
Tsy kivy re satria                                        ho aminy anie:              
Ny Tompo ao am-po                                   Mpanompo sitrakao
Nanao hoe " Matokia"                                 Satria nahefa be


                                                              G. ANDRIAMANANTENA
 
Manasitrana ve ny finoana? Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Zo Randriamaro   

Manasitrana ny finoana saingy midika ve fa tsy manam-pinoana kosa ireo mbola mijaly noho ny aretina ? Dinika momba ireo toe-po ilaina amin’ny fandraisana ny sakramentan’ny marary sy ny fanasitranana karismatika.
Mpanasitrana nigagana i Jesoa

Mpanasitrana nikoizana i Jesoa tamin’ny androny tany Palestina. Tsy ny evanjely efatra ihany no mirakitra fa mpanasitrana Izy. Misy koa boky tranainy hafa toa izay nosoratan’i Flavius Josèphe (37-101), mpahay tantara Jody, tsy kristianina, mitantara fa mpanasitrana nigagana tokoa i Jesoa.

Tohiny...
 
I have a dream ...M. Luther King Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Le 1er décembre 1955, une jeune femme noire, militante, Rosa Lee Parks, refuse de céder sa place à un homme blanc dans un bus de la compagnie Montgomery City Line, dans la ville de Montgomery, Alabama. Conformément aux lois ségrégationnistes des Etats du Sud, elle est emmenée au commissariat de police puis en prison... Pour les mouvements syndicalistes noirs du sud, c’est le moment crucial. Il faut passer à l’action.

Tohiny...
 
Religion et enseignement sup.... à Madagascar Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
JPG - 89 ko
La chorale de l’ES Polytechnique de Vontovorona devant la Cathédrale.

L’Aumônerie protestante universitaire de Madagascar a marqué la rentrée solennelle de l’enseignement supérieur, dimanche dernier par une messe inter protestante.

La cérémonie s’est déroulée à la cathédrale « Médecine » sous la direction du Pasteur Rakotonirinarisoa Hubert. Le Dr Razafimanantsoa Edmond, SG du FFPM a représenté les Pasteurs Rakoto Endor Modeste et Rasendrahasina Lala Haja, chefs d’Eglises protestantes FLM et FJKM. Il a tiré son homélie du chapitre 21, verset 5, de l’Apocalypse selon Saint-Jean : « Voici, je fais toutes choses nouvelles ». Il a insisté sur la présence protestante, non seulement dans le domaine de l’enseignement, mais aussi dans d’autres secteurs. Quatre chorales estudiantines ont animé la séance, il s’agit du groupe cantique d’Ambatomaro, du Mpamafy d’Ankatso, du Mpidera d’Ankatso et de la chorale de Vontovorona.

Les membres du staff de l’enseignement protestant sont venus nombreux à Ankatso pour encourager les étudiants chrétiens dans la poursuite de leurs études universitaires. On a remarqué la présence de certains membres du corps enseignant de l’Université d’Antananarivo comme le Dr Andriantsoa Jean Rubis et Raherisoanjato Daniel.

samedi 5 avril 2008, par Oliva R http://www.madagascar-tribune.com
 
Les réformés ...enfin Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   


Un nouvel organisme réformé va voir le jour

L’Alliance réformée mondiale a donné son accord à l’union avec le Conseil oecuménique réformé (REC) en vue de constituer un nouvel organisme réformé qui représentera plus de 80 millions de chrétiens réformés dans le monde entier.

- -
   
Richard van Houten, Setri Nyomi, Clifton Kirkpatrick et Douwe Visser à l’occasion du vote historique. (Photo : Stephen Brown, ENI)

Cette décision historique a été prise lors de la réunion du Comité exécutif de l’ARM qui se tenait en octobre à Trinité-et-Tobago. L’ARM souhaite que cette nouvelle organisation s’intitule World Communion of Reformed Churches (Communion mondiale d’Églises réformées) et elle prévoit la réunion d’une Assemblée générale de l’unification à Grand Rapids (Michigan), aux États-Unis, du 18 au 28 juin 2010.

« C’est un événement vraiment très important », a déclaré le président de l’ARM, Clifton Kirkpatrick, à l’issue du vote.

« C’est un grand moment – a ajouté Douwe Visser, président du REC. J’espère que nous pourrons combiner les efforts de nos deux organisations et avoir ainsi un champ d’action encore plus vaste que celui que l’ARM et le REC couvrent actuellement. J’ai le sentiment que ce nouvel organisme portera la voix du peuple réformé. »

Le secrétaire général de l’ARM, Setri Nyomi, a pour sa part déclaré : « Voilà un moment historique. La famille réformée manifeste que nous sommes capables de nous lancer ensemble dans l’unité d’une communion fraternelle, en surmontant nos divisions – nous en sommes reconnaissants à Dieu. »

Le Comité exécutif de l’ARM a également adopté une définition du mot « communion », contenu dans la nouvelle appellation proposée, en ces termes :

« La communion, c’est l’expression de notre être ensemble dans le corps du Christ, dans notre marche vers l’unité, qui est le don de Dieu et à laquelle il nous appelle, ce qui est pleinement exprimé par la Trinité. Le désir que nous avons d’entrer en communion est le signe de l’engagement de nos Églises, dans la richesse de la diversité, envers l’amour mutuel, le respect et le service réciproque, en tant que témoins de notre commune vocation par l’Esprit de Dieu en Jésus Christ. »

Les propositions concernant le nom de la nouvelle entité réformée et le lieu et la date pour l’Assemblée générale de l’unification seront transmises au REC pour examen. De même, des suggestions d’un thème pour cette rencontre seront élaborées par le secrétariat de l’ARM.

Tenir l’Assemblée générale de l’unification à Grand Rapids est d’une grande importance sur le plan symbolique et pratique, a-t-on expliqué au Comité exécutif de l’ARM. Le secrétariat du REC a son siège dans cette ville et deux des importantes Églises membres à la fois de l’ARM et du REC sont bien implantées dans la région : il s’agit de l’Église chrétienne réformée en Amérique du Nord et de l’Église réformée en Amérique.

Setri Nyomi, secrétaire général de l’ARM, a précisé au Comité que la dernière fois que le groupe réformé s’était réuni aux États-Unis était en 1954, à l’occasion de la rencontre de l’une des organisations fondatrices, l’Alliance des Églises presbytériennes.

Le Comité exécutif de l’ARM enverra dès le début de 2009 une délégation au Département d’État des États-Unis pour s’assurer que tous les délégués à cette assemblée puissent obtenir un visa.

De façon à garantir la situation financière de l’ARM et de la nouvelle organisation réformée, les responsables de l’ARM ont décidé la création d’un fonds de dotation de 20 millions de dollars (EU) par l’intermédiaire de la Presbyterian Foundation associée à l’Église presbytérienne aux États-Unis.

Voici les termes d’une proposition pour la base de l’union : « La base de la Communion mondiale d’Églises réformées est la Parole du Dieu trois fois un, incarné en Jésus Christ, Parole qui se trouve dans les Saintes Écritures de l’Ancien et du Nouveau Testaments et à laquelle l’Église rend témoignage. Cette Communion mondiale d’Églises réformées incarne l’identité réformée exposée dans les confessions de foi réformées historiques et qui se poursuit dans la vie et le témoignage de la communauté réformée. »

Ce nouvel organisme réformé sera ouvert à tous les membres de l’ARM et du REC qui ne se trouvent pas en situation de suspension, ainsi qu’aux autres traditions, réformées, presbytériennes, congrégationalistes, vaudoises, de la Première Réforme, unies et en voie d’unification, qui se déclareront en faveur de la base de la nouvelle entité.

Cette nouvelle organisation réformée invitera également les mouvements, les organismes et les instituts théologiques de la mouvance réformée à nouer avec elle des relations d’association active.


WARC
http://warc.jalb.de/warcajsp/side.jsp?news_id=1347&part_id=0&navi=20

 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 61 - 70 sur 196
 
Joomla Templates by Joomlashack