|
Vaovao
|
pasitera
|
|
Salutations de Calvin à la décennie Luther
Dans une lettre récemment découverte, le Réformateur suisse Jean Calvin salue son confrère allemand Martin Luther à l’occasion du début de sa décennie, le 21 septembre.
« Pour la célébration des 500 ans de notre cause commune, la Réformation, je t'envoie d'ores et déjà mes salutations » écrit le Réformateur suisse Jean Calvin à son confrère allemand Martin Luther. Dans une lettre récemment découverte et datant de l'année 1536, Calvin salue la décennie Luther qui commencera le 21 septembre 2008 à Wittenberg (D). |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
Amin'izao fankalazana ny faha 50 taona
nitsanganan'ny FPMA izao dia mahafaly anay ny manolotra anao
fijoroana vavolombelon'ny miaramila iray izay nandray anjara
tamin'ny adilehibe faharoa tamin'ny taona 1943. Tamin'izany
tokoa mantsy dia mbola niaraka ny mpianatra, ny mpiasa ary ny
miaramila. Ny gazety atao hoe Ny Sakaizan'ny Miaramila laha. 17 no
nakana izany lahatsoratra izany.
-----------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Nahoana hianao no protestanta ?
Fanotaniana mety ho tonga amintsika
rehetra noho izao mahasaraka antsika amin’izy mianakavy any
amin’ilay Nosy malalantsika izao.
Tsy menatra aho mamaly fa mitondra
ny anarana hoe Protestanta izay nolovako tamin’ireo
razako:
1. Satria ao amin’ny Baiboly fa tsy
mba ao amin’ny tenin’olombelona no hahitako marina ny
tena sitrapon’Andriamanitra.
2. Satria Ilay Mpamonjy tokana izay
lazain’ny Baiboly tamiko dia I Jesosy Kristy fa tsy ny
Virjina na olo-masina akory.
3. Satria ny zavatra tokana azoko
ampiasaina mba hialako amin’ny ota sy hihavanako
amin’andriamanitra, dia ny matoky tanteraka an’I Jesosy
Kristy, izay nijaly teo ambon’ny hazo fijaliana noho ny
fitiavany ahy.
4. Satria tian’Andriamanitra kokoa
ny fahatsorana sy ny fahamarinana noho ny fahamaroam-pomba rehetra
izay miseho eny ivelany
5. Satria sambatra aho fa an’ny
fiangonana anankiray izay efa nijaly mafy tamin’ny fitokisana
ny fampianarana nataon’I Jesosy Kristy ary ny Apostoliny.
Koa noho izany vonona aho, fa tsy hialako
marina tokoa ny finoako. Ka tsy hataoko tsirambina na oviana na
oviana, amin’izay rehetra ilaina azy, ny milaza marina fa
kristiana protestant aho, ary hijanona mandrakizay amin’ny
maha-protestant ahy.
Hikely aina mandrakariva aho,
amin’izany, mba hanao azy am-piantrana , ary
amim-panentren-tena
Amim-piantrana satria ny Katolika
rehetra rehetra dia rahalahiko izay nandidian’andriamanitra
ahy ho tiana.
Amim-panatren-tena satria ho
an’andriamanitra tokana fa tsy ho reharehan’ny tenako
no hanolorako azy ny levenam-bola, mihoa-bala noho ny fahfantarako
ny Filazantsara, sady madio no tsy misy pentina
RATAVILAHY Simon, Adjudant
Emissions Coloniales, Marseilles
Ny sakaizan’ny miaramila n°17, juillet-Août
1943 |
|
|
pasitera
|
|
Escroquerie à
l’espérance !
Pendant les travaux le magasin reste
ouvert ! Pendant la crise, la Française des
jeux (fdjeux) redouble d’ardeur publicitaire !
Cette publicité sans vergogne peut faire office de parabole.
Personne ne dénonce cet encouragement, bientôt
« républicain », à jouer. La
bénédiction des pouvoirs publics est acquise puisque
ça rapporte gros, c’est sûr. Si
personne ne proteste c’est peut-être parce que chacun
sait que si ces jeux n’existaient pas il faudrait payer
davantage d’impôts, et puis enfin personne n’est
obligé de jouer. Toutes ces excuses énoncées,
il est évident que ce sont les plus démunis qui
jouent et se démunissent donc un peu plus.
L’incitation à gratter, à tirer, à
cocher, à jouer en ligne pose donc question au citoyen que
je suis. N’y a-t-il pas là, ce qu’on appelle par
ailleurs, abus sur des personnes en situation de faiblesse ?
Le simple fait que la fdjeux avertisse
« restez maître du jeu »,
« fixez-vous des limites », indique
bien que ma suspicion n’est pas gratuite, si j’ose
dire.
Les incitations pressantes aux crédits faciles (revolving)
mettent elles aussi en danger les plus faibles et les plus
démunis abusés par des offres qui sont tout sauf des
facilités et des cadeaux.
Seuls certains financiers peuvent jouer gagnant, ce qui ne signifie
pas sans perte… Et les yoyos de la Bourse en crise semblent
montrer qu’ils continuent à jouer…
En avançant un peu plus loin pour entrer
en terre chrétienne, il ne me semble pas
exagéré de parler d’escroquerie à
l’espérance. Sans remonter au jardin
d’Éden, où il y a déjà eu,
semble-t-il, abus de confiance, Jésus met bien en garde
contre un maître puissant et séducteur qu’il
dénonce, Mammon. L’argent est bien l’idole qui
fait rêver et qui tient en esclavage, qu’on en
possède peu ou beaucoup. Fallait-il entrer dans la crise
financière que nous connaissons pour prendre conscience de
la démesure des inégalités, du leurre de la
technicité, de l’injustice dans le traitement des
hommes, de l’irresponsabilité de certains acteurs
économiques et des politiques à courtes vues ?
Derrière le marché et ses lois prétendument
intouchables, ne savions-nous pas qu’il y avait des hommes
cupides, sans foi ni loi ?
Le plus surprenant c’est que les
remèdes proposés pour sortir de la crise ne remettent
pas en cause ce qui l’a provoquée, puisqu’on
nous exhorte à jouer, à consommer plus, en nous
berçant du refrain « ça va
s’arranger… bientôt ! » Mais
sommes-nous vraiment persuadés, d’une part que
consommer toujours plus c’est le bonheur, ensuite que notre
planète peut le supporter et enfin que cela est bien moral
au regard des plus pauvres ?
Si les politiques n’osent pas dire qu’il nous faut
changer de train de vie, abandonner le toujours plus, accepter de
partager, les chrétiens ont de bonnes raisons pour le
proclamer. Oui, il faut changer de vie, travailler sur le
désir qui nous met en marche… tâche
éminemment spirituelle. À l’approche de
Noël, quand revient la déferlante des incitations
à la consommation, essayons, à notre mesure,
d’être simples, sobres et… joyeux, en reprenant
cette question essentielle : où est notre
espérance ?
Claude Baty,
président de la Fédération protestante de
France
Décembre 2008 sur protestants.org
|
|
|
pasitera
|
|
Appel de la Fédération protestante de
France à propos du projet de loi visant à
élargir les dérogations d’ouverture des centres
commerciaux le dimanche
Oui, nous protestons contre la
banalisation de l’ouverture des commerces le dimanche pour
toutes les bonnes raisons développées par nos
théologiens, synodes et assemblées, mais surtout nous
voulons agir. Abstenons-nous d’aller faire des achats le
dimanche. Prêchons par l’exemple, résistons
à la tentation de l’hyperconsommation.
5 décembre 2008
Contact média : Muriel Menanteau
Service information communication Fédération
protestante de France
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Tél. : 01 44 53 47 13 et 06 73 39 55 98
www.protestants.org
Source(s) : FPF;FEDERATION PROTESTANTE DE
FRANCE;
Date de parution : 05 décembre 2008
|
|
|
pasitera
|
|
Ry havana malala ao amin’ny Tompo,
Ho aminareo rehetra anie ny Fahasoavana sy
ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy
Masina !
« Eny,
notiavin’Andriamanitra fatratra izao tontolo izao, ka nomeny
ny Zanany lahitokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa ho
velona aina mandrakizay… Aoka izay ny tahotra, fa vaovao
mahafaly no entiko ho anareo, dia fifaliana lehibe ho an’ny
vahoaka rehetra : Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao
an-tanànan’i Davida, dia i Kristy Tompo. »
Johany 3 , 16 ; Lioka 2, 10-11 –Dikanteny Iombonana
amin’ny Baiboly -DIEM –
Vaovao Mahafaly tsy lany hamamiana fa
omena antsika mandavantaona izany, ary torina hanakoako isaky ho
an’ny vahoaka trotraky ny adim-piainana isaky ny Noely toy
izao. Mandalo fotoan-tsarotra ny fiainan’izao tontolo izao
ankehitriny noho ny fahasahiranana ata-toekarena misy fiantraikany
eo anivon’ny fiaraha-monina. Tsy natao ho kivy sy hiraviravy
tanana isika kristiana fa antsoina ho vavolombelona, hiaina sy
hitory amin’ny teny sy asa ny Vaovao Mahafaly manafaka sy
mitondra fifaliana. Ankatoky ny Fankalazantsika
an’Andriamanitra noho ny faha-50 taona niorenan’ny FPMA
izao Noely izao, koa araoraotinay izao hafatra mahazatra fanaonay
izao mba hampitana dinika fohy hiomanantsika amin’izany
vanim-potoana lehibe izany.
Ara-tSoratra Masina, araka izay
nandidian’ny Tompo Andriamanitra ny vahoakany, ny
Zanak’Israely santatry ny olona nofidiany sy natsangany ho
Azy, ny Jobily dia mitory fanavotana sy fanafahana amin’ny
tany ho an’ny mponina rehetra ao aminy, ary mitaky
fiovam-pisainana sy indrindra famoizana trosa sy fifamelan-keloka.
(vakio Levitikosy 25,9-10,17, 35-41). Ho antsika Fiangonana
ankehitriny, fotoam-pifaliana izany, tsy azo sarahina amin’ny
hevitry ny Sabata izay fiatoana amin’ny nanasatra fa atokana
ho fankalazana an’Andriamanitra sy tsatoka iaingana
amin’ny ezaka vaovao indray ho amin’ny ho avy.
«Ary hamasino ny taona fahadimampolo, ka miantsoa fanafahana
amin’ny tany ho an’ny mponina rehetra ao aminy...
Jobily ho anareo izany taona fahadimam-polo izany.»
Levitikosy 25, 10, 11a. Hanamarika izany isika FPMA ao
anatin’ny fotoan-dehibe omanintsika ny 31 janoary
sy 1 febroary 2009. Hisy
Fanompoam-pivavahana hataontsika amin’ny alalan’ny
Litorjia manokana amin’io fotoana io, ka fifamelan-keloka sy
fanehoam-pifankatiavana tsaroan’ny
vahoakan’Andriamanitra tra-pamonjena no zava-dehibe
hiarahantsika miatrika amin’ny maha-«olon-dehibe
mahatratra ny ohatry ny halehiben’ny fahafenoan’i
Kristy» Efesianina 4, 13, araka ny teny fanevan’ny
Jobily natsangantsika.
Miarahaba ireo tafo telo vaovao
(Annemasse, Athis Fanantenana, Avignon) noraisin’ny
Synoda Lehibe tany Montpellier hanatevin-daharana ireo tafo 34
rahavaviny efa nisy tato amin’ny FPMA.
Mirary Noely sambatra 2008 ho anareo
ary miandrandra sahady ny taona vaovao 2009 izay antenaintsika
hahatsapana misongadina indray ny asan’Andriamanitra eo
anivon’ny Fiangonantsika izahay. «Satria fatra-paniry
ny fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina ianareo,
dia izay hampandroso ny fiangonana amin’ny finoana no aoka
hotadiavinareo hananana be dia be.» I Korintianina 14, 12
-DIEM –
Mamangy sy manao veloma anareo
amin’ny anaran’Ilay tia antsika !
Ny Raimandreninareo Filohan’ny
FPMA,
Ny Mpitandrina Jean ANDRIAMAROHASINA
RAVALITERA
Docteur en Théologie |
|
|
pasitera
|
Top Messages - La Pensée du Jour
|
Votre repentance
n'est pas celle des autres
"Repentez-vous, et que chacun de vous soit baptisé au
nom de Jésus-Christ, pour le pardon de vos
péchés."
Actes 2.38
Le pronom indéfini "chacun" n’est
pas sans importance dans ce texte ! Votre repentance est
indispensable pour votre salut. Dans ce domaine, impossible
d’envisager de vivre une expérience par procuration.
La véritable repentance, c’est
"chacun" qui doit la vivre pour son compte !
Permettez-moi une extension de cette idée au fait que trop
de "repentances" mouillent les autres, bien au-delà du
nécessaire. C’est souvent l’occasion de se
dédouaner un peu, et même beaucoup, de ses
responsabilités. La véritable repentance, c’est
"chacun" qui doit la vivre pour son compte ! C’est vrai
que votre péché a pu être largement
partagé avec quelqu’un d’autre ! Et alors,
est-ce vraiment bien, est-ce vraiment bon signe de vouloir à
tout prix mêler l’autre à votre
expérience de repentance ? Je ne le crois pas !
Occupez-vous de votre vie, examinez-vous vous-même, remettez
de l’ordre dans votre vie et Dieu saura bien se charger de
conduire l’autre à en faire autant. Votre repentance
sincère va vous conduire à des changements radicaux
que tous verront ; mais il est impossible de provoquer cela chez
l’autre, de chercher à le créer en le
"dénonçant" !
Je sais que c’est la tendance humaine de pratiquer ainsi,
mais ce n’est pas la tendance divine. Dieu dans sa
bonté vous pousse à la repentance et c’est
béni pour vous ! Pour le reste, ce n’est pas
votre affaire !
Une prière pour aujourd’hui
Seigneur, mon Dieu, je prie afin que tu m’aides à
m’occuper de ma vie devant toi et à me laisser
transformer par ta grâce ; je veux apprendre de toi, que tu
es fidèle et que tu sauras faire dans le cœur de
l’autre ton œuvre de salut. Au nom de Jésus,
Amen.
Samuel Foucart
Top Chrétien
|
|
|
| | << Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>
| | Résultats 51 - 60 sur 257 |
|