A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga015.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao
Vaovao
Zanak'i Soatanana Ampielezana (ZSA) Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Zandary no hitantana ny ZSA

Dada Maurice R. Zandary amperinasa no voafidy handimby an’i Dada Rasolofoniaina Jean-Donné hitantana ny Zanak’i Soatanana am-pielezana (ZSA).

Nisafidy ny hiverina any Soatanana (Tobilehibe FFPM) Atoa Rasolofoniaina Jean-Donné mandritra ny fotoana hisotroan-dronono. Araka izany dia tsy nilatsaka ho fidiana intsony izy tamin’ny fanavaozana ny mpikambana amy ny birao mpitantana ny ZSA. Mpampianatra amy ny Sekoly Ambony Polytechnique Vontovorona ny lehilahy. Hangataka hifindra any amy ny Onivresiten’i Fianarantsoa izy ka any no hamaranany ny fotoam-piasany. Injeniera niofana momba ny Rano tany amy ny Oniversiten’i Strasburg ny lehilahy, mpampianatra amy ny Polytechnique, Maître de Conférences izy. Mama Rasolofoniaina Irène vadiny kosa, izay Consultant ambony tao amy ny UNICEF, dia hanokana ny androm-piainana amy ny fanasoavana ny tanànan’i Soatanana amy ny alalan’ny fikarakarana sy fikolokoloana ny zaza madinika sy kilonga ary ny tanora any an-toerana. Ankoatra izany dia hanorina toerana fanabeazana ara-tsaina sy toeram-pamakiam-boky any Soatanana i Rtoa Rasolofoniaina. Amy ny maha zanaky ny FJKM Ambohijatovo Fitiavana Antananarivo azy mivady, dia hanatevina ny fiaraha-miasa sy fifankatiavan’ny ny samy Protestanta koa izy mivady. Hisy araka izany fanorenana akany sy trano fivantanana FJKM Ambohijatovo Fitiavana eo anivon’ny Tobilehibe Soatanana.

Nanamafy i Dada Jean-Do fa Soatanana dia Tobilehibe manindry sy manisy lanja ny firaisana amy ny FFPM.

Razaka Oliva
12/03/2012

 
Mbola tsara jiaby Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Mbala tsara jiaby !

Tafaverina soa mantsara avy any Nairobi aho. Nihemotra kely ny dia noho ny rivo-doza Giovanna iny, kanefa tsy tara. Tena mety tsara amin’ny asa fanompoana izay ho atao eto anivon’ny Sakalava ny fampianarana azo tany: fanatrarana ny fokom-pirenena izay tsy mbola tena tratran’ny Filazantsara. Isaorana Andriamanitra noho ny fanomanany amin’ny fomba rehetra! Mampamangy anareo hono i Allan Burricks. Izy dia Lehiben’ny AIM teto Madagasikara taloha

Tamin’ny faran’ny herinandro teo dia nisy filaharambe nataon’ny kristiana, natao teto an-tampon-tananan’i No.., nomanin’ny fiombonan’ny mpitandrina. Ny Tolakandro dia nisy fitoriana filazantsara natao manoloan’ny tsena, ny « Bazary ». I zoky Mala.. (ho an’izay mahalala azy) no chef district eto No... izao, ary dia nankasitraka sy nampirisika ny zava-niseho izy. Notoriana ny Filazantsara. Mivavaka amin’Andriamanitra isika ho an’ireo izay nijorojoro teny manodidina teny, mba iasan’ny Tenin’Andriamanitra izay reny izireny !

Avy be ny orana, mafy be ny rivotra ary misamboaravora ny ranomasina amin’izao anoratako aminareo izao. Efa nahazo fampitandremana fanairana i No.. fa mety handalo eto ny rivo-doza. Mivavaka isika mba tsy hanimba zavatra loatra ny rivo-doza! Ndeha entintsika am-bavaka koa ny famangiana ataon’ny Lehiben’ny AIM avy any Angletera sy ny ekipa miaraka aminy aty No.., amin’ny talata – Alakamisy izao mba ho tanteraka soa amantsara – mba tsy ho voasakan’ny rivo-doza.

Samby tsara ary samia tahin’ny Tompo jiaby

Rosina
26 Febroary 2012

 
Ampio e ! Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Mamangy anareo any an-dafy.
Izahay aty dia tsy mahatakatra loatra ny voambolana vaovao manatevina ny teny malagasy koa mba vonjeo.
Inona ny "Totozy-mita" Mahay milomano ve ireo?
Inona ny hoe : 'feuille de déroute"? Simba ny saina mahare ireo teny vaovao ireo.
 
ChoeurUNI ...Mai 2012 ŕ Paris Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

19 mai 2012 : CHOEURUNI XII

Melun-2006


le samedi 19 mai 2012 dans le magnifique
Espace PullMann des Docks de Paris.
45 rue des Magasins Généraux Paris (75018)

Plus de 600 Choristes à Paris....

Tohiny...
 
KEK , nouveau SG Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Le Dr Guy Liagre, président de l'Eglise Protestante Unie de Belgique, a été élu Secrétaire Général de la Conférence des Eglises Européennes par le Comité central qui s'est réuni à Genève le 24 et 25 Janvier.


Revd Dr Guy Liagre (Photo: UNIPROBEL)

 

Guy Liagre, le nouveau Secrétaire Général de la KEK

Le Dr Guy Liagre, président de l'Église protestante unie de Belgique, sera le nouveau secrétaire général de la Conférence des Eglises européennes à partir de juin 2012. Il succède au Prof Dr Viorel Ionita qui a pris sa retraite en tant que secrétaire général par intérim de la CCE en octobre 2011.

Il a été élu par le Comité central qui s'est réuni à Genève le 24 et 25 janvier.

Après son élection, le Dr Liagre s’est exprimé ainsi : "Pendant des années, la KEK a travaillé pour que la voix chrétienne soit entendue au niveau européen. Je considère comme un défi, en tant que Secrétaire Général d'une institution européenne œcuménique, de commencer à un moment où l'Europe et le monde évoluent si rapidement qu’il n’est pas possible de prédire où cela aboutira. La KEK est en pleine réorganisation et je suis heureux de participer à ce renouveau et de le stimuler."

Le nouveau Secrétaire Général est né en 1957. Après des études de théologique à la Faculté de Théologie Protestante de Bruxelles, il a été pasteur de l'église de Menin (1984-1990) et de Bruxelles (1990-2005), avant de devenir président de l’Eglise Protestante Unie de Belgique en 2005, un poste pour lequel il avait été réélu en 2009.

A côté de ses fonctions de président de sa propre Eglise, il est également président du Belgian Council of Religious Leaders Religieux et président de la Concertation des Eglises Chrétiennes en Belgique, une organisation dans laquelle collaborent les Eglises Belges (anglicane, catholique romaine, protestante et orthodoxe). Il est également coprésident du Conseil Administratif du Culte Protestant et Evangélique, responsable des relations avec les autorités Belges.

Le Dr Liagre a représenté son Eglise dans de nombreuses rencontres œcuméniques internationales et est également actif au sein du World Methodist Council, la World Communion of Reformed Churches et de la Community of Protestant Churches in Europe. Il est actuellement aussi membre de la commission Church and Society de la KEK.

Il a obtenu un doctorat en Histoire de l'Eglise de la Faculté de Théologie Protestante de Bruxelles et compte plusieurs livres à son palmarès. Il parle couramment le néerlandais, l’anglais, le français et l’allemand.

Il est marié et a quatre enfants adultes et trois petits-enfants.

Bruxelles, le 26 janvier 2012.
www.protestants.org

 
FPMA TOULOUSE Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Antony : Fandraisan-tànana Diakona –Filohan’ny Sampana –fanolorana birao sampana 7

Ry Havana ,

Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika.

Fifaliana ho anay ny manasa anareo mpianakavin’ny finoana hanatrika ny fotoam-pivavahana fandraisan-tanana ireo Diakona sy filohan’ny Sampana ary fanolorana ireo biraon’ny Sampana 7 eto amin’ny tafo FPMA TOULOUSE mandritra ny taona 2012 sy 2013 ,ny Alahady 05 Febroary 2012 manomboka amin’ny 10 ora maraina.

Toerana : Fiangonana Vieux Temple – 70, rue Pargamminières 31000 Toulouse

Izany fotoan-dehibe izany dia hotarihin’ny Filohan’ny FPMA, Mpitandrina Synodaly   Rev. Dr Jean ANDRIAMAROHASINA RAVALITERA miaraka amin’ny Mpitandrina Elysée ANDRIAMIANDRA avy eto Toulouse. Hisy fialàna hetaheta sy fizaràna mofo masira sy mamy aorian’ny fotoana hanasan’ny Fiangonana eto Toulouse anao.

Mirary soa eo ambanin’ny fitahin’ny Tompo

Ny Mpitandriana Ny Filoha

Elysée ANDRIAMIANDRA Solofo RAJAOBELINA

 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 1 - 10 sur 289
 
Joomla Templates by Joomlashack