A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga010.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Fiangonana
Fiangonana
Fisaorana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Vita soa aman-tsara ny Diner Concert natao tamin'ny 21 Octobre teo. Koa fisaorana no atolotra an'Andriamanitra noho izany. Hisaorana koa i Mireille nanampy antsika tamin'izany . Hisaorana koa ireo rehetra izay nandray anjara tamin'izany, na ny teto an-toerana na ny avy any lavitra.
Faly dia faly tokoa ireo olona marobe nanatrika izany ary dia hampitaina amintsika mianakavy ny fisaorana sy fankatelemana natolotr'izy ireo.
Ireto misy sary fahatsiarovana iny takariva mahafinaritra iny.(jereo ny Sary samihafa )

 
La FPMA DIJON recrute Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
 Vous allez me dire , la FPMA DIJON recrute ? En fait, c'est le Seigneur, à travers la FPMA de Dijon, qui a besoin de maind'oeuvre. L'année scolaire/universitaire vient de commencer et pour les besoins de nos différentes activités, nous avons besoin d'ouvriers. La condition est simple : toute personne qui reconnaît en Jesus Christ ,son Sauveur est la bienvenue. Compte tenu du fait que notre paroisse se trouve en Bourgogne, nous cherchons quelqu'un qui habite dans le secteur.
Il y a plusieurs postes à pourvoir:
- choristes,
- moniteurs ou monitrices d'Ecole de dimanche,
- musiciens et chanteurs
- animateur de groupe de jeunes,
- etc...
Et si la langue malgache vous en dit, venez nous voir ou laissez-nous un message .....

Nous vous attendons !.

Que le Seigneur vous bénisse



 
Diner Concert 21 Octobre Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
fpma   

Faly ny FPMA Dijon manasa anao hanatrika ny DINER CONCERT izay karakarainy ny ASABOTSY 21 OKTOBRA 2006 ao amin'ny 14 Bd de Brosses Dijon, manomboka amin'ny 7 ora hariva.
Ho tonga hanafana ny fotoana i MIREILLE, mpihira malagasy efa fantasika rehetra.

Renseignements et reservations: 06 85 92 55 92 - 03 80 56 42 17

 

 
Fantatrao ve ny FPMA? Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
J. Ravalitera   
Feno 45 taona ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy (FPMA
).
Mijoro ho Fikambanam-pivavahana (Association Cultuelle)  fehezin’ny lalàna manan-kery aty Frantsa tamin’ny 1901, sy ny 29 desambra 1905 ary ny 07 janoary 1907 izy. Ny fiorenany dia nankatoavin’ny Fanjakana frantsay tamin’ny alalan’ny Fanambarana laharana faha-62/1161 nivoaka tamin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika Frantsay (JORF), laharana 57 tamin’ny 3 martsa 1963, takila faha-2296. Vao nanamafy izany indray koa ny Fanambarana laharana 2091 nivoaka tamin’ny JORF, laharana 13, takila faha-1405 tamin’ny martsa 2005. Ny foiben-toerana dia eto amin’ny Maison du Protestantisme - 47, rue de Clichy, 75311 Paris  Cedex 09.
Tohiny...
 
Ny Andraikitry ny FPMA Dijon Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
D. Andrianarivo   
Ny FPMA eto Dijon dia fiangonana manatanteraka ny baikon'ny Kristy hoe : ataovy mpianatra ny firenenena rehetra, manaova batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo (Mat 28 : 19).
Tohiny...
 
<< Début < Précédente 1 2 Suivante > Fin >>

Résultats 10 - 15 sur 15
 
Joomla Templates by Joomlashack