A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga012.JPG

Firy

Il y a actuellement 22 invités en ligne

visiteurs depuis le 26 janvier 2006

Calendrier

« < Septembre 2010 > »
L M M J V S D
30 31 1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 1 2 3

Radio Fpma

Tonga Soa
Tonga Soa Septambra 2010
pasitera   

Ho Lehilahy lehibe mahatratra ny ohatry ny halehiben’i Kristy. Efe 4.13
Azo lazaina nfa miditra amin’ny taom-pianarana vaovao indray isika izao. Tapitra hatreo ny fotoana nialana sasatra. Samy mandray ny andraikiny arak’izay tratrany. Izany andraikitra izany koa no azo ijerena na amantarana ny fitomboanao. Eo amin’ny malagasy dia samy manana ny anjarany ny andraikiny teo amin’ny fiaraha-monina ny tsirairay: ho an’ny ankizy izay nirakirahina matetika no nasainy natao, ny tanora izay manomboka miasa na mandray angady sns.;

Tohiny...
 
Fitsangatsanganana Juillet
Administrator   
Nahafinaritra tokoa ny fitsangatsanganana natao tany akaikin'ny Sémur-en-Auxois tamin'ny volana Juillet teo. Tsara ny andro ary afaka nanaraotra izany isika mianakavy (tamin'ny 2009 dia nofoanana io sortie io satria avy be ny orana !). Indreto misy sary nalaina tamin'izany.
 
Fandaharana Septambra 2010
Administrator   
Alahady 12 septambra 2010 : Itondrana amim-bavaka ny taona
15h : Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
17h : fiaraha-misotro dite
Alahady 26 septambra 2010 :
14h : Katekomena
15h : Fanompoam-pivavahana
17h : fiaraha-misotro dite

Aza hadino fa ny 2 ary ny 3 oktobra 2010 izao dia hisy ny fiarahantsika amin'ny ERF eto Dijon ka ao amin'ny trano fivoriana mahazatra kosa no ivoriana .
Ny fotoam-pivavahana eto amin'ny FPMA DIJON dia manomboka amin'ny 3ora hariva ao amin'ny ERF ,14 bd de Brosses, 21000 Dijon.
Aorian'ny fotoana dia misy hatrany ny fampianarana ho antsika , ny dinidinika sy ny fiarahana misotro dite sns...
Aoka samy hahatsiaro amim-bavaka ireo fotoana ireo isika.

Azonao alaina ("cliquer droit + enregistrer sous...")  eto ny fandaharana  manomboka ny Septembre 2010 ka hatramin'ny Juillet 2011
 
Les responsables d'églises et la loi
pasitera   
2. La responsabilité pénale des dirigeants d'une association
La réforme du Code pénal de 1994 a permis d'introduire le principe de cumul des responsabilités de l'association et des personnes physiques ayant concouru à la réalisation de l'infraction. La responsabilité civile vise avant tout la réparation financière d'un préjudice. La responsabilité pénale est une responsabilité à base de répression qui entraîne des conséquences directes sur les personnes et sur leur liberté.Il n'y a aucun moyen de s'exonérer de la responsabilité pénale. • Au regard du droit pénal, le statut de bénévole ne saurait constituer une cause d'irresponsabilité. " (rép. Boisserie, JO 6 mai 2002, déb. AN quest. P. 2411)
Tohiny...
 
Isan-keritaona faha 21 : Vita soamatsara
pasitera   

Isaorana ny Tompo Jesosy fa tanteraka soa aman-tsara ny isan-taonan’ny sampana fifohazana FPMA izay natao tany Dannemarie-sur-Crête any akaikin’ny Besançon ny 6 ka hatramin’ny 14 jolay 2010.

Roa sosona ny loha-hevitra nodinihina tamin’izany. Ka ny voalohany dia ny voalohany dia ny bokin’I Joela, mpaminany zanak’I Petoela (Rapeto) izay ahitana an’ireo kazam-biby izay mikiky, manaparitaka, milelaka ary mandany. Ka izay tsy voakiky dia aripaka. Izay tsy voaripaka dia lelafina ary izay tsy voalelaka dia laniana na diovina.

Tohiny...
 
Inona no hataonay ?
pasitera   
..inona no hataonay ? Lio 3.10, 12, 14

Ry havana malala, Alahady fahatelo amin’ny advento anio, izany ho alahady fahatelo koa amin’ny tamp-piangonana vaovao . Advento, fiomanana amin’ny fandraisana ny mpanjaka hamangy antsika. Fomba fanao teo amin’ny fitondrana izany : rehefa ho avy ny mpitondra fanjakana dia miomana ny tanana amin’ny lafiny rehetra. Misy ny fiangonana sasany izay mampiseho ny fiomanana amin’ny adveto izany amin’ny alalan’ny fampirehetana labozia .
Tohiny...
 
 
Joomla Templates by Joomlashack